Vatsim-panahy

Hitoetra ao amin’izany trano izany ny Fiadanana lazainareo

Fiadanana nentiny eee, Fiadanana lavorary aaa... Fiadanana ho antsika eee. Azoko an-tsaina fa efa nihira mangingina an’izany hira izany sahady ianao eo, na tsy niloapeo aza. Hira tsy zoviana amintsika katolika io; tsy ny katolika ihany fa na ny finoana hafa aza mba manao angoan-tenda miventy azy rehefa tafavory ny mpihavana; dia miaraka mihira, tsy ny kely, tsy ny lehibe; dia mifandray tànana… tohiny



RSS RSS

 

Hoy ny Papa

Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa.

Ny hevitrao?

Vakiteny Androany

Talata 05 jolay 2022
Talata Fahaefatra ambin'ny folo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I : Os. 8:4-7,11-13,
Evanjely : Mt. 9:32-38,
Mandritra ny herinandro :
Handray email

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0133 s.] - Hanohana anay