Vatsim-panahy
Tsy hisy ho very na dia singam-bolo iray amin’ny lohanareo aza
Tsy ho ela intsony isika dia hamarana ny taona litorjika. Tamin'ny heriny, raha tsiahivina dia ny fanazavan’i Jesoa mahakasika ny fitsanganan’ny maty no hevi-dehibe nambaran’ny Evanjely. Mifampitohy amin’io resaka fitsanganan’ny maty io ny fampianarana omen’i ... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Alahady Fahatelo amby telopolo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I :
Mal. 3:19-20,
Salamo :
Sal. 98:5-6,7-8,9,
Vakiteny II :
2. Tes 3:7-12,
Evanjely :
Lk. 21:5-19,