Vatsim-panahy

hery ( 21/12/2023 23:16)
Ny alahady fahatelo amin'ny fiaviana dia alahadin'ny fifaliana. Fiomanana amin'ny hafalian'ny Noely tokoa ny fotoan'ny fiaviana. Tokony izany fifaliana izany no hanentana antsika a... tohiny
admin ( 24/04/2023 08:46)
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Emaosy. Tanàna eo amin’ny roapolo kilaometra eo miala avy eo Jerosalema renivohitra. Ireo roalahy lazain&rsquo... tohiny
novalian'i Naly kely ny 24/04/2023 08:46
admin ( 03/03/2020 09:51)
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. “Miverena ianao ry mpanota ô, “Raha misy olona nanota”. Izany indray izao no hira ho fanaontsika ma... tohiny
novalian'i admin ny 03/03/2020 10:49
admin ( 14/01/2018 23:04)
Alahady tsotra faha 2 mandavantaona - Taona B “Avia fa ho hitanareo” (Jn 1, 35-42) Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Miditra sahady amin&rsqu... tohiny
admin ( 11/09/2017 10:41)
Alahady faha 23 tsotra mandavan-taona “Fa na aiza na aiza iangonan'ny olona roa na telo amin'ny Anarako, dia eo afovoany Aho” (Mt 18, 15-20)   Homba antsika mianakav... tohiny
admin ( 16/10/2016 22:04)
“Manome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina Aminy andro aman’alina Andriamanitra ary malaky mamonjy azy” (Lk 18, 1-8) Alahady 29 mandavan-taona, taona D Homba antsika mianakav... tohiny
hery ( 18/08/2016 10:11)
(Lk 12, 49-53) Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.   Manalasala tahaka ny katsaka, atao ho vavy toa misy volom-bava, atao ho lahy toa mibaby io tenin&... tohiny
admin ( 26/06/2016 20:59)
Alahady 26 Jiona 2016 Alahady Faha – 13 tsotra Mandavantaona (Taona D) « Ny Zanak’Olona anie tsy tonga hamery ny olona fa hamonjy azy » (Lk. 9: 56)   Ara... tohiny
admin ( 01/02/2016 06:15)
Alahady 31 janoary 2016 Alahady Faha-4 tsotra Mandavantaona (Taona D) « Tsy ny zanak’i Jôsefa va ity? » (Lk. 4: 22) Henontsika tamin’ny Alahady heriny fa ... tohiny
admin ( 18/09/2015 10:54)
Alahady 13 Septambra 2015 Alahady Faha – 24 tsotra Mandavan-taona (Taona B) « Raha misy te hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazofijaliana ka hanaraka ... tohiny
Bariry ( 21/05/2015 17:58)
Dimampolo andro aorian’ny fankalazana ny paka ny fetin’ny pentekôty. Fety ankalazana ny nidinan’ny Fanahy masina tamin’ireo Apôstôly. Tanteraka izay nampanantenainy talohan’ny nia... tohiny
novalian'i Bii ny 21/05/2015 17:58
admin ( 11/12/2014 14:03)
Alahady 07 desambra 2014 Alahady Faharoa amin’ny Fiaviana (Taona B) « Dia niseho tany an’efitra i Joany Batista nitory batemim-pibebahana ho famelan-keloka » (Mk. ... tohiny
admin ( 23/09/2013 09:30)
Alahady 22 septambra 2013 Alahady Faha – 25 tsotra Mandavan-taona Fifampitokisana, fahamarinana ary fanompoana an’Andriamanitra fa tsy ny harena no hevi-dehibe ambaran’ny Evanjely i... tohiny
novalian'i Arotia ny 24/09/2013 09:23
admin ( 15/09/2013 09:28)
Alahady 01 septambra 2013 Alahady Faha – 22 tsotra Mandavan-taona Anisan’ny hatsaram-panahy ampianarin’i Jesoa matetika ny fahaizana manetry tena. Koa rehefa avy nihaino ny fampinar... tohiny
admin ( 11/08/2013 05:52)
Alahady 11 aogositra 2013 Alahady Faha – 19 tsotra Mandavan-taona   Mitohy hatrany ny fampianarana omen’i Jesoa antsika mahakasika ny tokony hifinkirana amin’Andriamanitra fa ... tohiny
novalian'i zemjos ny 02/09/2013 19:20
admin ( 19/07/2013 08:41)
Alahady 14 jolay 2013 Alahady Faha – 15 tsotra Mandavan-taona Rehefa avy nandinika lalina mahakasika ny halehiben’ny fiantsoan’Andriamanitra isika tamin’ny Alahady heri... tohiny
novalian'i admin ny 11/08/2013 06:58
admin ( 25/05/2013 12:31)
Alahady 08 Janoary (na Alatsinainy 09 Janoary) 2012, Taona B, Batemin’ny Tompo   Tsy fireneny akory isika teo aloha, nefa kosa izao tonga isan’ny Vahoaka mamin’Andriamanitra, ... tohiny
hery ( 21/01/2013 03:03)
Rehefa avy nankalaza ny nanaovana batemy an’i Jesoa isika tamin’ny Alahady heriny, izay namaranana ny fankalazana ny Noely dia tafiditra tanteraka ao anatin’ny vaninandro tsotra... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2013 22:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1173