Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.
“Kivy tanteraka aho ary ketraka satria toa tsy mety avokoa izay ataoko. Mba miezaka aho, mba mioitra fa saingy arakarakin’ny iezahako no toa vao maika maha-mafy ny manjo ahy. Tsy hitako intsony izay haleha ary t... tohiny... |