Raha hampiditra hira

2. Jean_Luck_R
(
23/09/2023 18:37)
Miarahaba e,
Misy tononkira nampidiriko efa ela ihany nefa tsy mbola hitako ato ilay izy, tsy fantako hoe misy olana ve sa ahoana. Tononkira nisy nangataka ilay izy dia nalefako fa ohatran mbola tsy publié.
- Tantely tapa-bata
- Masindahy Paoly

3. admin
(
16/10/2023 11:57)
Jean_Luck_R:
Miarahaba e,
Misy tononkira nampidiriko efa ela ihany nefa tsy mbola hitako ato ilay izy, tsy fantako hoe misy olana ve sa ahoana. Tononkira nisy nangataka ilay izy dia nalefako fa ohatran mbola tsy publié.
- Tantely tapa-bata
- Masindahy Paoly
Salama, hitako ihany ireo.
Noeritretetina hoe omena lanja kokoa ny hira amin'ny fihirana. Hojereko.

4. admin
(
02/01/2024 22:10)
Jean_Luck_R:
Miarahaba e,
Misy tononkira nampidiriko efa ela ihany nefa tsy mbola hitako ato ilay izy, tsy fantako hoe misy olana ve sa ahoana. Tononkira nisy nangataka ilay izy dia nalefako fa ohatran mbola tsy publié.
- Tantely tapa-bata
- Masindahy Paoly
Efa azo atao hoe vita ny fanavaozana natao tamin'ny takelaka amin'izao fotoana izao. Azonao jerena ny hira nampidirinao raha efa ao daholo

5. andrianavalyedwardorlando1
(
11 andro lasa)
Salama e , nampiditra hira aho , efa elaela izay , moa ve tsy hekenareo 'lay hira sa ahoana ? Nefa nampidiriko ilay hira mba hianaranay @ parole fa mampijaly 'lay manoratra @ taratasy rehefa hianatra hira . Mba ankatoavy azafady, misaotra !