Mitady mpiara-miasa

Lohahevitra : Fanontaniana manitikitika
Fitohizan'ny hafatra : Mitady mpiara-miasa
Valiny : 12
- 10/12/2012 00:01
Katolika ve ianao? Malagasy na afaka manoratra sy mamaky teny malagasy? Manana fotoana kely? Vonona hanampy antsitra-po ny Katolika.org? Raha eny no valin'ireo fanontaniana ireo dia afaka miara-miasa aminay ianao.
Ny azo atao ?
Ny ekipan'ny katolika.org dia mitovy aminao koa, namaly ireo fanontanian... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
rdrol - 05/01/2013 11:45
Miarahaba ny Mpikarakara.
Naika mba hanontany izahay hoe misy fiaraha-miasa na fifanakalozam-baovao ve aminareo sy ny Aumonerie Catholique des Malgaches de France ACMF, na ny filazana ny vaovao momba ny zaikabe fotsiny aza ?
Misaotra indrindra amin'ny valim-panontaniana.
Valio | Miverina eny ambony
admin - 25/02/2013 11:57

rdrol
Miarahaba ny Mpikarakara.
Naika mba hanontany izahay hoe misy fiaraha-miasa na fifanakalozam-baovao ve aminareo sy ny Aumonerie Catholique des Malgaches de France ACMF, na ny filazana ny vaovao momba ny zaikabe fotsiny aza ?
Misaotra indrindra amin'ny valim-panontaniana.


Tsy misy mivantana aloha, afaka mifandray aminay hatrany ry zareo amin'ny adiresy contact-at-malagasy.it
Valio | Miverina eny ambony
Georgekely - 12/03/2013 16:31
Izaho dia katolika, mpampianatra amin' ny Sekoly Teknikan' ny Fanjakana ary manontany fanazavana mombany hoe "Oeucuminisme" na hoe "Fiombonana eo anivon' ny Finoana". Dia samia ho tahian' Andriamanitra daholo.
Valio | Miverina eny ambony
santomiki - 10/06/2013 15:25
Ny "Oeucuminisme" aloha dia asan'ny Fanahy Masina, "Mba ho iray ihany anie izy rehetra ". Manomboka amin'ny fandalinanao ny finoanao ny "Oeucuminisme", indrindra @ izao taonan'ny finoana izao. Tsy lasopy be mifangaro akory ny "Oeucuminisme". Fa fanajàna ny finoana ny hafa mitambatra ao @'ny FFKM eto Madagasikara, ka miseho @ fiaraha-mivavaka volana Janoary, ny DIEM
Izay aloha fa @ manaraka !!!!
Santomiki
Valio | Miverina eny ambony
olivierwithjesus - 27/07/2015 12:31
Miarahaba ny tompon'andraikitra!

Izaho afaka miara-miasa raha toa ka mifanaraka amin'ny ilainareo. Ity ny adiresiko afahana mifankafantatra bebe kokoa raha ilaina: olivierwithjesus-at-gmail.com, Facebook: Olivier Kristianina, Tél: 033 02 778 34

Mirary soa, samia ho tahin'Andriamanitra!
Valio | Miverina eny ambony
siandrytiana - 22/09/2016 07:20
Mahita tononkira misy diso za dia inona no tokony hataoko
Valio | Miverina eny ambony
hery - 22/09/2016 07:25

siandrytiana
Mahita tononkira misy diso za dia inona no tokony hataoko


Salama.

Midira ao amin'ny fihirana http://katolika.org/fihirana

Dia tadiavo ilay hira, rehefa hita ilay hira dia misy hoe [Ahitsio]
Valio | Miverina eny ambony
Vetsontononkalo - 23/11/2016 09:57
hery

siandrytiana
Mahita tononkira misy diso za dia inona no tokony hataoko


Salama.

Midira ao amin'ny fihirana http://katolika.org/fihirana

Dia tadiavo ilay hira, rehefa hita ilay hira dia misy hoe [Ahitsio]



Salama tompoko ô,
Ary amin'ny fomba ahoana kay ny fampidirana ny pejy tsy mbola tafiditra azafady
Valio | Miverina eny ambony
Vetsontononkalo - 23/11/2016 09:58
hery

siandrytiana
Mahita tononkira misy diso za dia inona no tokony hataoko


Salama.

Midira ao amin'ny fihirana http://katolika.org/fihirana

Dia tadiavo ilay hira, rehefa hita ilay hira dia misy hoe [Ahitsio]



Salama tompoko ô,
Ary amin'ny fomba ahoana kay ny fampidirana ny pejy tsy mbola tafiditra azafady
Valio | Miverina eny ambony
solomampionona - 12/12/2016 06:00
Miarahaba,
Mba misy pejy ahitana ny matoan-dahatsoratra rehetra araka ny taona (ohatra 2016) ve azafady fa te hijery ny matoan-dahatsoratra tany aloha izahay dia tsy afaka mijery avy hatrany fa voatery manao "précédent" be dia be avy amin'ny matoan-dahatsoratra nivoaka ny alahady farany teo. (ohatra ana rohy ahitana azy: http://katolika.org/matoan-dahatsoratra/taona-2016/)

Misaotra mialoha.
Valio | Miverina eny ambony
drgaby - 20/10/2019 05:02
Miarahaba Tompoko,

Mba mangataka ny litorzia amin'ny Sorona Masina ny 25-12-2019 MARAINA (Ny atoandro ihany no hita ao amin'ny Sorona Masina ato ho ato.

Mankasitraka.

Dr Gaby RAKOTONDRABE
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0188 s.] - Hanohana anay