Mitady mpiara-miasa

1. ( 10/12/2012 00:01)
Katolika ve ianao? Malagasy na afaka manoratra sy mamaky teny malagasy? Manana fotoana kely? Vonona hanampy antsitra-po ny Katolika.org? Raha eny no valin'ireo fanontaniana ireo dia afaka miara-miasa aminay ianao.
Ny azo atao ?
Ny ekipan'ny katolika.org dia mitovy aminao koa, namaly ireo fanontanian... Tohiny
novalian'i drgaby ny 20/10/2019 05:02
2. rdrol ( 05/01/2013 11:45)
Miarahaba ny Mpikarakara.
Naika mba hanontany izahay hoe misy fiaraha-miasa na fifanakalozam-baovao ve aminareo sy ny Aumonerie Catholique des Malgaches de France ACMF, na ny filazana ny vaovao momba ny zaikabe fotsiny aza ?
Misaotra indrindra amin'ny valim-panontaniana.
3. admin ( 25/02/2013 11:57)

rdrol:

Miarahaba ny Mpikarakara.
Naika mba hanontany izahay hoe misy fiaraha-miasa na fifanakalozam-baovao ve aminareo sy ny Aumonerie Catholique des Malgaches de France ACMF, na ny filazana ny vaovao momba ny zaikabe fotsiny aza ?
Misaotra indrindra amin'ny valim-panontaniana.


Tsy misy mivantana aloha, afaka mifandray aminay hatrany ry zareo amin'ny adiresy contact@malagasy.it
4. Georgekely ( 12/03/2013 16:31)
Izaho dia katolika, mpampianatra amin' ny Sekoly Teknikan' ny Fanjakana ary manontany fanazavana mombany hoe "Oeucuminisme" na hoe "Fiombonana eo anivon' ny Finoana". Dia samia ho tahian' Andriamanitra daholo.
5. olivierwithjesus ( 27/07/2015 12:31)
Miarahaba ny tompon'andraikitra!

Izaho afaka miara-miasa raha toa ka mifanaraka amin'ny ilainareo. Ity ny adiresiko afahana mifankafantatra bebe kokoa raha ilaina: olivierwithjesus@gmail.com, Facebook: Olivier Kristianina, Tél: 033 02 778 34

Mirary soa, samia ho tahin'Andriamanitra!
6. siandrytiana ( 22/09/2016 07:20)
Mahita tononkira misy diso za dia inona no tokony hataoko
7. hery ( 22/09/2016 07:25)

siandrytiana:

Mahita tononkira misy diso za dia inona no tokony hataoko


Salama.

Midira ao amin'ny fihirana http://katolika.org/fihirana

Dia tadiavo ilay hira, rehefa hita ilay hira dia misy hoe [Ahitsio]
8. Vetsontononkalo ( 23/11/2016 09:57)
hery:


siandrytiana:

Mahita tononkira misy diso za dia inona no tokony hataoko


Salama.

Midira ao amin'ny fihirana http://katolika.org/fihirana

Dia tadiavo ilay hira, rehefa hita ilay hira dia misy hoe [Ahitsio]



Salama tompoko ô,
Ary amin'ny fomba ahoana kay ny fampidirana ny pejy tsy mbola tafiditra azafady
9. Vetsontononkalo ( 23/11/2016 09:58)
hery:


siandrytiana:

Mahita tononkira misy diso za dia inona no tokony hataoko


Salama.

Midira ao amin'ny fihirana http://katolika.org/fihirana

Dia tadiavo ilay hira, rehefa hita ilay hira dia misy hoe [Ahitsio]



Salama tompoko ô,
Ary amin'ny fomba ahoana kay ny fampidirana ny pejy tsy mbola tafiditra azafady
10. solomampionona ( 12/12/2016 06:00)
Miarahaba,
Mba misy pejy ahitana ny matoan-dahatsoratra rehetra araka ny taona (ohatra 2016) ve azafady fa te hijery ny matoan-dahatsoratra tany aloha izahay dia tsy afaka mijery avy hatrany fa voatery manao "précédent" be dia be avy amin'ny matoan-dahatsoratra nivoaka ny alahady farany teo. (ohatra ana rohy ahitana azy: http://katolika.org/matoan-dahatsoratra/taona-2016/)

Misaotra mialoha.
11. drgaby ( 20/10/2019 05:02)
Miarahaba Tompoko,

Mba mangataka ny litorzia amin'ny Sorona Masina ny 25-12-2019 MARAINA (Ny atoandro ihany no hita ao amin'ny Sorona Masina ato ho ato.

Mankasitraka.

Dr Gaby RAKOTONDRABE
12. admin ( 02/01/2024 22:18)
Miverina mandeha indray ity Forum ity ka hovaliako tsikelikely ianareo

Solomampionona

[size=3][font=Georgia, "Times New Roman", Times, serif]Mba misy pejy ahitana ny matoan-dahatsoratra rehetra araka ny taona (ohatra 2016) ve azafady fa te hijery ny matoan-dahatsoratra tany aloha izahay dia tsy afaka mijery avy hatrany fa voatery manao "précédent" be dia be avy amin'ny matoan-dahatsoratra nivoaka ny alahady farany teo. (ohatra ana rohy ahitana azy: http://katolika.org/matoan-dahatsoratra/taona-2016/)[/font][/size]

Ny toriteny teo aloha dia azonao jerena ao amin'ny https://katolika.org/katolika/toriteny
Jereo ny daty tsirairay. Azonao ovaina ny daty.

[size=3][font=Georgia, "Times New Roman", Times, serif]Vetsotononkalo
Salama tompoko ô,[/font][/size]

[size=3][font=Georgia, "Times New Roman", Times, serif]Ary amin'ny fomba ahoana kay ny fampidirana ny pejy tsy mbola tafiditra azafady[/font][/size]

Tsindrio fotsiny ilay Hampiditra hira dia afaka mampiditra hira amin'izay ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125