Ny Fifandraisan'ny Soratra Masina sy ny Lovantsofina

1. hery ( 16/04/2024 11:20)
Voaresaka matetika amin'ny fiarovana ny foto-pinoana Katolika ny fifandraisan'ny Soratra Masina sy ny Lovantsofina. Araka ny fijery Katolika iray dia... tohiny
2. august ( 16/04/2024 11:20)
salama daholo
mety ve ireo zay nampiditra hira mba hampiditra ny rakinkira ao amin'ny youtube
misaotra sy mankasitraka ireo efa nanao izany
mirary soa
3. Azrael666 ( 12 andro lasa)
Ny sola scriptura dia arofanina (balise) no heviny. Ny tradition dia azo ekena raha mifanaraka @ Soratra Masina. Tokony ho filamatra manoloana ny zavatra rehetra ny hoe:"izahao toetra ny fanahy na avy amin'Andriamanitra ireny na tsia" (na ny fanahin'ny tradisiona, na ny fanahy misehoseho ireny,sns). Tsaraina @ voany koa anefa ny hazo: tsy tokony ho tonga dia miara-mirona fa hoe niseho taroa hono Jesoa? Tsaroako etoana ny tenin'i Papa François, raha nanontaniana an'ity fisehoan'i Masina Maria tsisy farany ity, hoe: "la dernière Parole de Dieu s'appelle Jésus Christ". Ialako ny tsaho, fa toa efa nahare aho hoe: toa nivadika bizna tsy milamina hono ny tao Anosivolakely tao? Ialako tsiny raha tsy mitombina io resaka io, fa mba sendra heno. Izahao toetra na dia ny fanahin'ny tradisiona aza! Sady aoka ny famonjena ny fanahintsika, fa aoka ho ambiny ny sisa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094