Hoy ny Papa

admin ( 14/08/2018 05:14)
Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/hoy-ny-papa-2015/24062018]Tohiny[/url]... tohiny
hery ( 22/02/2015 15:09)
Tsapan'i Jesoa ny fahalementsika sy ny fahotantsika ary mamela ny helotsika izy, raha manaiky ny havela heloka isika. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa-25092014]Tohiny[/url... tohiny
novalian'i miarizo15 ny 22/02/2015 15:13
admin ( 12/09/2014 11:16)
Tsy afaka miantehitra amin'ny herintsika samirery isika, fa amin'i Jesoa ihany ao anatin'ny famindram-pony. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa-11092014]Tohiny[/url]... tohiny
novalian'i adrien14 ny 18/09/2014 14:41
admin ( 07/08/2014 08:13)
Aza matahotra ny miantsampy ho eny an-tanan'Andriamanitra: na inona na inona angatahany aminareo dia ho averiny avo zato heny izany.  ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa... tohiny
admin ( 10/07/2014 20:05)
Ny hoe naman'Andriamanitra dia ny mivavaka amim-pahatsorana, toa ny zaza izay miresaka amin'ny ray aman-dreniny. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa-28062014]Tohiny[/url]... tohiny
admin ( 06/05/2014 11:48)
Aza matahotra ianareo, vohay varavarana i Kristy ! ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa-03052014]Tohiny[/url]... tohiny
jantina ( 10/04/2014 10:34)
Mila tadiavintsika indray ilay toe-panahy mahay mibanjina mba hahafahan'ny fitiavan'Andriamanitra manafana ny fontsika. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa-08042014]Tohin... tohiny
admin ( 28/03/2014 05:43)
Ny Karemy dia fotoam-pahasoavana, fotoana hibebahana sy hiainana mifanaraka amin'ny batemy izay noraisina. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/hoy-ny-papa-27032014]Tohiny[/url]... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0554