Md. Charles Le Bon

1. admin ( 07/03/2015 09:20)


Zanak'i Masindahy Canut mpanjakan'i Danemark tamin'ny taonjato faha-11 i Charles. Notendrena ho Comte hizaka ny Flandres izy nony niverina avy nanao ny adim-panafahana ny Tany Masina, ny taona 1119. Nampanjaka tanteraka ny fandriampahalemana sy ny rariny i Charles sady fata-pitia ny ma... Tohiny
novalian'i admin ny 08/03/2015 16:17
2. MRSR ( 07/03/2015 09:20)
Ahoana no atao raha hijery tanataran'olomasina raha toa ka efa dila ny daty tokony hijerena azy?
3. admin ( 08/03/2015 16:17)
Ao amin'ny http://katolika.org/olomasina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0167