Fanontaniana manitikitika

andry03 ( 19/12/2012 10:52)
ra nisy vehivavy efa natao mariazy protestanta ve dia mbola afaka atao mariazy katolika @ lehilahy hafa ... tohiny
novalian'i felas ny 29/11/2017 13:37
( 10/12/2012 00:01)
Katolika ve ianao? Malagasy na afaka manoratra sy mamaky teny malagasy? Manana fotoana kely? Vonona hanampy antsitra-po ny Katolika.org? Raha eny no valin'ireo fanontaniana ireo dia afaka miara-miasa ... tohiny
novalian'i drgaby ny 20/10/2019 05:02
fiovana ( 30/11/2012 17:28)
hono hoa tompoko mbo mila fanazavana fanampiny aho raha tsy mahadiso: voalaza fa tsy mahazo famindrampo izay rehetra miteny ratsy @ fanahy masina de inona moa no, tena hevin'io,ka raha sanatria ve tom... tohiny
novalian'i barli ny 13/09/2014 06:31
kotoratina ( 26/06/2012 08:18)
hony oa tompoko mbo tena tiako azavaina le ny fiangonantsika mivavaka alahady ?de misaotra betsaka ... tohiny
novalian'i dinaroge ny 13/08/2013 06:13
jncs ( 25/05/2012 14:56)
Inona no tena dikan'ny " Menaka Masina " sy ny antony hampiasana azy. ohatra : batemy, confirmation...... tohiny
novalian'i admin ny 08/06/2012 11:22
rado3581 ( 22/04/2012 09:45)
afaka mitady olona ato ve ohatra oe pretra izy !... tohiny
novalian'i admin ny 08/06/2012 11:23
Mitiasoa ( 09/04/2012 14:36)
Miarahaba antsika rehetra. izaho dia mpitarika ao amin'ny faritra misy ahy. Amintsika katolika moa dia misy ny hoe Ankohonam-Piangonana Velona (APV). Isaky ny APV dia misy ny filoha mpitarika. Anisan'... tohiny
novalian'i hery ny 02/02/2015 09:28
Barli ( 19/11/2011 12:33)
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo. Ny fanontaniana manitikitika ahy dia ny momba ireo mpiandry katolika, tena misy tokoa ve izy ireo araka ny feo re ary aiza no mety ahitana azy? Misa... tohiny
novalian'i Barli ny 12/08/2021 13:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0194