hony oa tompoko mbo tena tiako azavaina le ny fian...

1. kotoratina ( 26/06/2012 08:18)
hony oa tompoko mbo tena tiako azavaina le ny fiangonantsika mivavaka alahady ?de misaotra betsaka
novalian'i dinaroge ny 13/08/2013 06:13
2. admin ( 20/08/2012 06:45)
Tsy azoko ilay fanontaniana.

3. aiinah ( 16/11/2012 14:00)
Tsy azoko ilay fanontaniana, afaka hazavainao misimisy ve?

Ianao ve, tena katolika? ary tena hainao ve hoe, inona no atao hoe katolika, ary hiainanao tokoa ve ilay fiainam-pinoana?
Raha eny ny valiny, fanontaniana tsy tokony hipetraka akory io arosonao io.

Raha afaka azavainao ilay fanontaniana, vonona aho hanampy anao ahita ny valiny.
Mirary soa
4. SAMLANDY ( 22/05/2013 13:05)
Manitikitika le fanontaniana matoa apetraka fa aza atao valy boraingina.
Tamin'ny andro alahady no matetika nisehoan'iJesoa tamin'ny mpianatra rehafa tafavory ry zareo rehafa nitsangana Jesoa
5. dinaroge ( 13/08/2013 06:13)
Samlandy:: izaho koa tsy dia mahazo ilay fanontanianao, ny tianao ho lazaina ve hoe maninona ny alahady ny lamesantsika fa tsy andro hafa ohatra hoe sabotsy?io no fahitako ilay fanontanianao.raha io no izy amin ilay fanontaniana dia ny valinteniko hoe satri alahady i Jesoa Kristy no nitsanga ko velona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.031