Fandalinam-pinoana

admin ( 27/12/2023 23:16)
Ny 18 desambra 2023 lasa teo dia namoaka ny fanambaràna "Fiducia supplicans" izay mikasika indrindra ny dika ara-pastoralin'ny tsodrano isan-karazany ny sampandraharaham-piangonana momba ny F... tohiny
ikaretsaka ( 08/12/2018 10:54)
Mitsofoka amin'ny fiainan'ny Fiangonana isan-taona isan-taona ny zava-dehibe raiketin'ny fiainan'i Kristy. Ny miombona amin'i Kristy manko no tanjom-piainantsika. Io fiombonantsik... tohiny
admin ( 15/08/2016 14:11)
Fanadihadiana izay atolotry ny zoky momba ny atao hoe Baiboly. Mahareta kely fa ho avy tsy ho ela ny votoatin'ity takelaka ity ... [url=http://katolika.org/fandalinam-pinoana/baiboly/inona-ny-ba... tohiny
Junior57 ( 08/01/2016 07:28)
Miarahaba antsika rehetra tompoko, Mba hanotany kely azafady hoe: aiza ho aiza ao anaty baiboly no misy ny filazana ny nampakarana an'i Masina Maria any an-danitra? Mametraka izany fanontaniana izany... tohiny
admin ( 01/01/2016 07:50)
Isan’ireo maro ananjehana ny Fiangonana Katôlika Romanina ho manompo sampy ny fampiasantsika ny sarin’ireo olomasina na sary io na sarivongana. Ary misy aza amin’ireo kristiani... tohiny
novalian'i admin ny 11/03/2016 13:12
admin ( 21/01/2015 07:26)
Dinihina tsara mialoha ny fahotana sy ny fahadisoana nahazo ny tena (mety ho mandritry ny andro vitsivitsy, na farafaharatsiny ahay, fotoana kely mialoha): tamin’ny hevitra, tamin’ny ten... tohiny
hery ( 26/12/2014 09:54)
Nasandratra ho olomasina tamin'ny 27 aprily 2014 ny Papa Joany XXIII sy ny Papa Joany Paoly II. Amin'ny fotoana toa izao dia misy hatrany ny  fanontaniana vitsivitsy mateti-pitranga. Koa ... tohiny
admin ( 17/12/2014 09:56)
Fifampizarana kely momba ny "infaillibilité pontifical" na koa hoe tsy mety diso ny Papa eo amin'ny fampianaram-pinoana. Fanontaniana matetika mipetraka amitsika katolika izy ity,... tohiny
rakantofinaritra ( 04/08/2014 08:43)
Ny olomasina dia tsy ivavahana fa mangataka vavaka ho antsika ary modely sy fakan-tahaka ho antsika ... tohiny
admin ( 14/09/2013 21:47)
Misy fizarana roa lehibe ny Sorona Masina Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra: izay mifarana eo amin’ny Ranombavaka Fankalazana ny Eokaristia: izay manomboka amin’ny rakitr... tohiny
hery ( 27/08/2013 15:24)
Amin’ny maha Eveka anay, dia manana adidy izahay hampianatra sy hitantana ny Mpino Katolika iandraiketanay ao amini’ Kristy. Isan’ny zava-dehibe ampianarin’ny Fiangonana Katolika ny fit... tohiny
novalian'i princen ny 01/12/2013 11:57
hery ( 22/08/2013 08:13)
Tsy vao voalohan'ny lahatsoratra mikasika ny Katolika sy ny sary vongana ity lahatsoratra ity. Ary tsy vao voalohany iezahana manazava ihany koa hoe ahoana marina no fandraisan'ny Katolika ireny sary... tohiny
harilova ( 24/05/2013 07:43)
Araka ny taratasin'ny Eveka katolika amerikana, ny 14 novambra 2006 (jereo eto) Mamporisika ny mpino hanao komonio matetika ny Fiangonana, ary manampy azy ireo hanomana sy hanatsara laland... tohiny
novalian'i VB33 ny 03/07/2013 12:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115