Misy tery izany zanako satria nisy anti pape sy ny papesse, ny inquisition sns. ..diso ny Écurie romain nanendry ireny tarihin i Pape qui il soit. Ny fampianarany sy ny magistère dia tsy i adin kevitra. Ireo titres de noblesse de Sa Sainteté, Sa Grâce. .Cardinal...Archeveque...Eveka lasa tompoina sy indraindrana izy ireo indrindra ny pretra any amintsika satria vé mpanao raharaha masina nefa jereo ny tantaran ireo pretra tany Antsirabe mpamono olona. Constatation ireo. Tadidio fa mbola i Constantin natao batemy ankamehina no nanao ny credo tao Nicee na izy aza tsy nino raha tsy ho faty ny Konsiliny. Emperora Rômana io resaka politika ampilamina ny fireniny no nanereny ireo Eveka na Ancien. Ireo teny Pape, Cardinal, ...sy titre de noblesse hafa dia invention humaine pour sauvegarder leurs privilèges et rang sociale satria niaraka ny fiangonana sy fitondrana hatreo. Le plus petit état du monde no betsaka Kardinaly indrindra, raha tsy hi teny ny Papa mainty de la Société de Jésus nefa samy manana ny Hasina nentin - dRazany . |