Tsy mety diso ve ny Papa?

1. admin ( 17/12/2014 09:56)
Fifampizarana kely momba ny "infaillibilité pontifical" na koa hoe tsy mety diso ny Papa eo amin'ny fampianaram-pinoana. Fanontaniana matetika mipetraka amitsika katolika izy ity, isan'ireo fototry ny fanakianana ny Fiangonana Katolika ary na isika mpino katolika aza dia bet... Tohiny
2. Bii ( 17/12/2014 09:56)
Miarahaba,
Misy diso ny Boky (Mt 22, 31-32): Lioka no marina
3. admin ( 17/12/2014 10:03)
Misaotra fa nahitsy.
4. henri2015 ( 25/02/2015 02:23)
Misy tery izany zanako satria nisy anti pape sy ny papesse, ny inquisition sns. ..diso ny Écurie romain nanendry ireny tarihin i Pape qui il soit. Ny fampianarany sy ny magistère dia tsy i adin kevitra. Ireo titres de noblesse de Sa Sainteté, Sa Grâce. .Cardinal...Archeveque...Eveka lasa tompoina sy indraindrana izy ireo indrindra ny pretra any amintsika satria vé mpanao raharaha masina nefa jereo ny tantaran ireo pretra tany Antsirabe mpamono olona. Constatation ireo. Tadidio fa mbola i Constantin natao batemy ankamehina no nanao ny credo tao Nicee na izy aza tsy nino raha tsy ho faty ny Konsiliny. Emperora Rômana io resaka politika ampilamina ny fireniny no nanereny ireo Eveka na Ancien. Ireo teny Pape, Cardinal, ...sy titre de noblesse hafa dia invention humaine pour sauvegarder leurs privilèges et rang sociale satria niaraka ny fiangonana sy fitondrana hatreo. Le plus petit état du monde no betsaka Kardinaly indrindra, raha tsy hi teny ny Papa mainty de la Société de Jésus nefa samy manana ny Hasina nentin - dRazany .
5. henri2015 ( 25/02/2015 02:25)
Ilay invention humaine dia tsy biblique mihintsy ny teny Papa sy Cardinal. ..Sa Sainteté. ..
6. henri2015 ( 25/02/2015 02:25)
Ilay invention humaine dia tsy biblique mihintsy ny teny Papa sy Cardinal. ..Sa Sainteté. ..
7. raaldo24 ( 24/04/2015 18:22)
Ahoana no no ilazanao fa i Constatin no nanao ny fiekem-pinoana tany Nicee? Raha taianao ho fanatra ny votoatin'ny Concile de Nicee dia tsara raha manao fikarohana kely ao amin'ny tantaran'ny Fiangonana angamba ianao de ho fatatrao ny anton'ny nanaovana ny Fiekem-pinoana tany Nicee ary tsy misy fatatr'i Constatin mihitsy ny theologie de Credo an!
8. augustndro ( 31/05/2016 14:18)
Raha ny toetran'ny Papa sy cardinal sns ...no jerentsika dia hiala ato amin'ny Fiangonana isika satria misy dimbin'i Jodasy izy ireny zay samy nofidian'i Kristy daholo eh zay rehetra voafidy na iza na iza ary na inona na inona ny asany ao amin'ny Fiangonana dia i kristy no mifidy fa samy manao ny asany eh ka ny sasany manao ny asan'i Md Piera no ataony ary ny sasany manohy ny asan'i Jodasy eh ka safidio tsara ary ny anao eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0371