Momba ny takelaka

hery ( 03/12/2023 21:35)
Mandalo fanavaozana amin'izao ny takelaka. Fanavaozana ifotony aloha mba hahafahana manavao ireo endrika sy sokajy isan-karazany. [ul] [li]Ny fitaovana mampiodina azy amin'izao dia antsoina hoe [b]C... tohiny
novalian'i hery ny 03/12/2023 22:41
admin ( 24/06/2014 11:15)
Ireto ireo valin'ny fanontaniana manitikitika anao. Raha misy fanontaniana hafa dia apetraho ery ambany. ... [url=http://katolika.org/fanoroana]Tohiny[/url]... tohiny
novalian'i admin ny 02/01/2024 22:26
rdrol ( 04/03/2013 10:24)
Misaotra ny mpikarakara aloha mamelona an'ity tranonkala ity. Ireto mba misy soso-kevitra na tsikera kely atolotro satria ny hahatsara moa no atao. : - Tsara raha misy liens ho an'izay manana tranon-k... tohiny
novalian'i admin ny 02/01/2024 22:28
rafangotsohana ( 29/10/2012 11:45)
Izaho dia mpikambana ao @ Antoko Mpihira iray eto Antananarivo, ka mba mitady tononkira.Efa ela be mitsy za no nitady ny tonon'ilay hira hoe "Sahy manolotra ny ainy, ho an'ny ondriny rehetra, no mpian... tohiny
admin ( 11/09/2011 15:04)
Amin'izao dia efa afaka mandray anjara amin'izay ireo izay nomena alalana handray anjara. Mandehana eo amin'ilay hoe Hampiditra lahatsoratra. Mila mampiditra solonanarana sy tenimiafina fampiasanao a... tohiny
novalian'i admin ny 11/09/2011 13:57
admin ( 09/09/2011 04:07)
Nohavaozina tanteraka ny milina mikirakira ny takelaka katolika.org inoana fa hahamora hatrany ny fifaneraserana eto amin'ity takelaka ity izany.... tohiny
novalian'i rafara ny 30/12/2012 10:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107