Efa afaka mampiditra lahatsoratra

Lohahevitra : Momba ny takelaka
Fitohizan'ny hafatra : Efa afaka mampiditra lahatsoratra
Valiny : 0
admin - 11/09/2011 15:04
Amin'izao dia efa afaka mandray anjara amin'izay ireo izay nomena alalana handray anjara.

Mandehana eo amin'ilay hoe Hampiditra lahatsoratra. Mila mampiditra solonanarana sy tenimiafina fampiasanao amin'ny serasera.org.

Raha misy mbola te handray anjara dia afaka manoratra amin'ny contact-at-katolika.org

Ireto ny zavatra azonao andraisana anjara ka mifidiana iray na maro amin'ireto:

- Toriteny isaky ny alahady, na matoan-dahatsoratra (Ho an'ny pretra ihany)
- Fandalinam-pinoana (Ho an'ny nanao teolojia katolika)
- Hafatry ny Papa (Taratasy na ansiklika sns.)
- Hampiditra Vavaka
- Vaovaom-piangonana
- Fampidirana hira

Misaotra hatrany.
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0253 s.] - Hanohana anay