'Ndeha hisaotra an'Andriamanitra - Maria zany marô

1-      Ndeha hisaotra an’Andriamanitra fa tsara fo Izy
Nifidy an’ilay Reny ho renin’ny Zanany

Maria zany marô, Masina Maria e,
Maria zany marô, Maria Reninay e

2-      Reny tsy mahafoy Reninay zay marô
Ndre manao ditra tsy manary anay e

3-      Reny mpanoro làlana Reninay zay marô
Tariho amin’ny làla-marina zahay zanakao
 

 

Nampiditra DayAnd
Fihirana Hasina p. 632
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097