Un seul pain

Nampiditra: louvamifaly1
Sokajy: Antson'Andriamanitra, Komonio,


1- Hanavao ny firaisan-kina
Handray fiadanana
Handray an’i Jesoa,
Hizara azy amin’ny namana
Fa Izy ilay mofom-piainana
Mampiray izao tontolo izao


Ce congrès nous apprend
Que nous sommes unis dans l’Eucharistie
C’est lui le pain de la vie
Qui rassemble tout l’univers.
 
Oia ie.
Un seul pain, un seul corps
Un seul, un seul Seigneur (2x)
 
2- Iraka isika hitory ilay fitiavany
Handray, hivelona, hizara ilay fahasoavany
Fa Izy ilay mofom-piainana
Mampiray izao tontolo izao.
Fa Izy ilay Zoky be fitia
Mampiray izao tontolo izao.
 
Seigneur Jésus, le bon chemin
La vérité, l’amour et la paix
C’est lui le pain de la vie
Qui rassemble tout l’univers.
 
Oia ie.
Un seul pain, un seul corps
Un seul, un seul Seigneur (2x)

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0847 s.] - Hanohana anay