Ny teninao Tompo o! no faniloko

Nampiditra: aiinah
Sokajy: Tenin'Andriamanitra,


  • Fihirana Hasina p. "655
  • Fihirana Vaovao p. "248

Ny Teninao Tompo ô, no faniloko
Ny lalano, ô ry Ray ô, no tianay haleha.

1. Na aiza tany aleha, tsy mba irery aho,
Fa i Jesoa Tompo no naniraka ahy.

2. Na aiza tany aleha, tsy mba irery aho,
Fa ianao ihany no nanavotra ahy.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0425 s.] - Hanohana anay