Raha hampiditra hira

Nampiditra :
Daty : 15/08/2013

1. Azonao atao ny mandefa ny hira aty amin'ny contact@katolika.org fa alohan'izany dia Jereo eto aloha ny lisitry ny hira rehetra efa tafiditra.

2. Azonao atao ihany koa ny manindry avy hatrany ny bokotra eto ambany. Mila manana kaonty Facebook na Google na Serasera.org

 

HAMPIDITRA HIRA

 

Hevitra

lezoma.angela - 26/08/2016 03:03
Miarahaba tompoko
Te hanontany hoe afaka asiana an'ilay fihirana amin'ny fiteny frantsay ve ato? NY tenako dia vonona hampiditra ireo hira katolika amin'ny fiteny frantsay ireo.
Misaotra tompoko.
Valio lezoma.angela
Solofo74 - 09/12/2016 12:54

Afaka asiana hira Frantsay izay hitanao eh !
Valio Solofo74
Solofo74 - 09/12/2016 12:57
Fa izaho koa mba miangavy sy mangataka aminareo raha azo atao, mba ampidiro ato koa ilay Boky Sorona Masina isan'andro izay vaovao amin'izao fa tena ilaiko leizy mba hanarahako vakiteny sy litorjia isan'andro any am-piangonana.
Misaotra mialoha an!
Valio Solofo74

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0851 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org