Raha hampiditra hira

2. Jean_Luck_R
(
23/09/2023 18:37)
Miarahaba e,
Misy tononkira nampidiriko efa ela ihany nefa tsy mbola hitako ato ilay izy, tsy fantako hoe misy olana ve sa ahoana. Tononkira nisy nangataka ilay izy dia nalefako fa ohatran mbola tsy publiƩ.
- Tantely tapa-bata
- Masindahy Paoly

3. admin
(
16/10/2023 11:57)
Jean_Luck_R:
Miarahaba e,
Misy tononkira nampidiriko efa ela ihany nefa tsy mbola hitako ato ilay izy, tsy fantako hoe misy olana ve sa ahoana. Tononkira nisy nangataka ilay izy dia nalefako fa ohatran mbola tsy publiƩ.
- Tantely tapa-bata
- Masindahy Paoly
Salama, hitako ihany ireo.
Noeritretetina hoe omena lanja kokoa ny hira amin'ny fihirana. Hojereko.