I Maria no kintana mitarika anay

1 I Maria no kintana mMitarika anay
 Hankamin'i Jesoa masoandronay.

Ave, ave, ave, Maria;
Salve, salve, salve, Regina.

2 I Maria mitahy ny madio fo,
 Sy mandray ny meloka misy nenim-po.

3 Maminay, Maria e, ny anaranao;
 Izy fiankinan'ny halemenay.

4 Raha tonga ny andro hahafatesanay,
 Maria, mba tsarovy ny fanahinay.

Nampiditra Belle
Sokajy Masina Maria
Fihirana Dera p. 135
Fihirana Hasina p. 81
Fihirana Vaovao p. 418
Vavaka sy Hira p. 582
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091