Hiteraka Zazalahy ny Virjiny

Hiteraka Zazalahy ny Virjiny!
 
1 Ny Tompo eo anivontsika no fiantso azy e,
 Eny e, eny e, hiteraka Zazalahy ny Virjiny!
 
2 Haharitra tsisy fetra ny fanjakany e.
 
3 Hanavotra antsika ho afaka amin'ny ota e.
 
4 Ary izy no mpampihavana ny tany e.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Masina Maria
Ankalazao ny Tompo p. 388
Fihirana Dera p. 211
Fihirana Hasina p. 81
Fihirana Vaovao p. 316
Vavaka sy Hira p. 662
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095