Fa Zanaky ny Avo 'lay Masina naterakao

Fiv: Fa Zanaky ny Avo
       'Lay Masina naterakao.

1. Efa nidina taminao ny Fanahy
    Satria momba anao lalandava ny Tompo.

2. Efa nidina taminao ny Fanahy
    Tsy hoe fanirian'olombelona izany.

3. Efa nidina handray antsika Izy Tompo
    Hampihavana antsika tokoa amin'ny Ray.

4. Efa nidina handray antsika Izy Tompo
    Isaory ny Ray nahatonga an'izany

Nampiditra marielatia
Sokajy Masina Maria
Ankalazao ny Tompo p. 397
Fihirana Dera p. 210
Fihirana Hasina p. 459
Fihirana Vaovao p. 323
Vavaka sy Hira p. 610
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0906