Aoka hoentanin'ny fitiavan'i Kristy isika

Fiv : Aoka hoentanin’ny fitiavan’i Kristy isika !

 

  • Fa nampahafantariny antsika ny Rainy
  • Nasehony tamin’ny fiainany izany
  • Nafoiny ho antsika rehetra ny Ainy
  • Nekeny ny hiombona lova amintsika
  • Dia tsy mba nizaha tavan’olona izy
  • Navelany heloka izay mino azy
  • Tsimbininy koa ny mahantra sy ny ory
  • Nantsoiny ho sambatra manko izy ireny

 

Nampiditra ari.malala
Ankalazao ny Tompo p. 229
Antsao ny Tompo p. 79
Fihirana Dera p. 247
Fihirana Hasina p. 29
Fihirana Vaovao p. 445
Vavaka sy Hira p. 483
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093