'Zaho anie ry Reny

1 'Zaho anie ry Reny, te ho zanakao
   Te ho zaza tsara sy madio
   'Zao ny fikasako sitra-po tokoa
   Zaza tsara taizan'i Maria!

2 'Zaho mametra-tena, am-pelatananao
   Ry Maria e mamiko o o o
   'Zao ny fikasako sitra-po tokoa
   Zaza tsara taizan'i Maria!

Nampiditra sonwin
Sokajy Masina Maria
Fihirana Hasina p. 750
Vavaka sy Hira p. 585
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107