Nitsangana tamin'ny maty i Jesoa Mpamonjy antsika

Fiv :

Nitsangana tamin'ny maty
I Jesoa Mpamonjy antsika
Koa mifalia, Aleloia.

1 - Nandresy ny fahafatesana
I Jesoa Zanak'Andriamanitra, Aleloia.

2 - Ka indro Izy fa natsangana
Tolorana fahefana, Aleloia.

3 - Fa Izy no Fananganana
Hamelona antsika indray, Aleloia.

4 - 'Lay Tompon'ny fiadanana
Miseho eto anivontsika, Aleloia.

Nampiditra pissoa
Sokajy Jesoa Kristy - Paka
Ankalazao ny Tompo p. 412
Fihirana Dera p. 255
Fihirana Hasina p. 76
Fihirana Vaovao p. 537
Vavaka sy Hira p. 255
Vavaka sy Hira p. 703
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092