Ry Maria o !

Nampiditra: admin
Sokajy: Masina Maria,


  • Antsao ny Tompo p. "164

(Sher)

z

Ry Maria ô
Vory eto izahay zanakao e
(in-2) Faly sy ravo fa manaña anao e
Mivavaka ho anay.

Ianao ‘lay Reny tia anay
Matoky anao, matoky anao izahay
(in-2) Angataho amy Zanakao
Mivavaha ho anay
Fa tsy mendrik’izahay.

Kanefa mivavaka ho anay ianao e !
(e isaoranay ianao)
Kanefa mitsimbina anay hatrany ianao e !
(e isaoranay ianao)
Kanefa mitantana ny fiainanay e !
(e isaoranay ianao)
E masina Maria ô !
(e isaoranay ianao) -- .

Kanefa mivavaka ho an’ny ho avinay e !
(e isaoranay ianao)
Kanefa mangataka ny hahasoa anay e !
(e isaoranay ianao)
Kanefa miaro anay mpanota ianao e !
(e isaoranay ianao)
E Masina Maria ô !
(e isaoranay ianao).


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0066 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org