Arahaba ry Maria

(Edouard Tongavelo)

Arahaba, arahaba, arahaba ry Maria (in-2)
Arahaba ry Maria feno hasoavana.

Ny Tompo, ny Tompo ao aminao, (in-2)
Nosoavina noho ny vehivavy rehetra Ianao ...

Ary nosoavina, ary nosoavina, (in-2)
I Jesoa nateraky ny kibonao ... (Arahaba).

Masina Maria, Masina, (in-2)
Renin’Andriamanitra ... (Arahaba).

Mivavaha ho anay mpanota, (in-2)
Ankehitritriny ary amin’ny andro hahafatesanay,
Amen, Amen, Amen (Arahaba).

Nampiditra admin
Sokajy Masina Maria
Antsao ny Tompo p. 159
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1397