O a Baba, oa Nindry e

Nampiditra: hery
Sokajy: Antson'Andriamanitra,


  • Antsao ny Tompo p. "191
  • Karine Dera p. "436

O a baba oa nindry e
Tombô zaho zeny e e
Joroa mba hanjary e (2)

1- Tapa-kevitra fa handeha e e e
Handeha hiala tanàna
Kê fafazanandre rano ô

2- Handeha hitady ny tsara e e e
Tsy karama, tsy vakitany e e e
Kê fafazanandre rano ô

3- Hanompo Zanahary e e e
Tsy tery fa sitra-po
Kê fafazanandre rano ô

4- Amia jôro, amia sahoby e e e
Ho tsara dia hanaranara e e e
Kê fafazanandre rano ô

5- Hahari-dreky, hazava fo ô ô
Tsy hanavaka, tsy hisifa
Kê fafazanandre rano ô

6- Ho tia ôlo, ho tian'ôlo .
Hanaja havana, hajain-tany e e e
Kê fafazanandre ranô

Fanaingana :

Zanahary manampy, razana mitahy
André ray aman-dreny angahoana jôro
Tsy malainy raha manjary
Fafazo rano zanakandre ho tsara jôro

a) Hambinin-Janahary e A
(Nindry e, joroa 'zaho !)
Hanana faharetana
Hohanin'ôlo angôvo  
Hatozin-draha anony

b) Tsy harahin-tohin-drazana e
Tsy arahin'alahelo
Hanjary tavandrainy e
Aza osa, aza tarareny
OA BABA, OA NINDRY E

d) Handeha anao zanako,
Dian'aomby marin-tanana
Harahin-jandry maro, aza fatarin-tany e
Hangatsiatsiaka, hanaranara.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0162 s.] - Hanohana anay