Toa zaza vao miana-mandeha

1 – Toa zaza vao miana-mandeha izahay, Maria ô, 
Ka mila Anao mitantana izany dia (izany dia) 
Tolory tanana hanoro ny lalanay e, 
Eny an-dalana mamaky fiainana. 


Aoka Ianao no herinay, 
Aoka ianao ho tokianay e, 
Kitan’ny fanantenanay Ianao Maria ô (Maria ô) 


2 – Raha sendra irery ka mila ho very izahay, Maria ô 
Dia mila Anao hitantan izany dia (izany dia) 
Tolory tanana hanoro ny lalanay e, 
Hanilo ny tokatranonay

Nampiditra admin
Sokajy Masina Maria
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097