Arahaba, ry Maria ô

Arahaba, ry Maria ô,
Feno hasoavana.

1. Ny Tompo (2) ao aminao,

2. Nosoavina noho ny vehivavy rehetra ianao.

3. Ary nosoavina Jesoa nateraky ny kibonao

4. Masina Maria ô, Renin'Andriamanitra
Mivavaha ho anay mpanota (2)

Ankehitriny ary amin'ny andro
Hahafatesanay. Amen.

 

Nampiditra admin
Sokajy Masina Maria
Vavaka sy Hira p. 606
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0637