Arahaba, ry Mpanjakavavy

Arahaba ry Mpanjakavavy,
Reny be indra fo:
Fiainanay ianao

 

Sy hamaminay
Ary fanantenanay
Arahaba, arahaba

Nampiditra admin
Sokajy Masina Maria
Vavaka sy Hira p. 600
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093