Andeha àry hiezaka hifankatia isika

Andeha àry hiezaka hifankatia isika,
Fa izany e (indroa)
No hafatr'izy Tompo.

1 I Kristy no lohan'ny Fiangonana;
 Isika izao kosa no vatany
 Ka tsy afa-misaraka ao Aminy;
 Mampiray tokoa ny fitiavany.

2 Isika izao no mpianatr'i Kristy,
 Hijoro hatrany ho vavolombelony,
 Hanambara an'Ilay tsy hita maso:
 Ilay tia antsika olombelona.


 
Nampiditra Belle
Sokajy Samihafa
Fihirana Hasina p. 759
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089