Tsarovinao, Masina Maria

Vahoaka: Tsarovinao, Masina Maria
               Tsy mbola nisy nilaozana,
               Hoe tsy nomena
               'Zay nangatahina,
               Ka raiso izao fitalahoako izao.
 
Mpihira: Tsarovinao, Masina Maria ô,
             Tsy nisy izay nilaozanao,
             Hoe tsy nomena
             'Zay nangatahina,
             Raiso izao fitalahoako izao.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Masina Maria
Fihirana Hasina p. 736
Vavaka sy Hira p. 580
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0182