Ry Maria ô, omeko anao anio

Ry Maria ô, omeko anao anio
Ny tenako sy ny fanahiko,
Ny heriko, ny foko sy ny saiko:
Atolotro: omeko anao mandrakizay.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Masina Maria
Fihirana Hasina p. 694
Vavaka sy Hira p. 594
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841