Mpanjakavavin'ny lanitra, mivavaha ho anay

1 Mpanjakavavin'ny lanitra, mivavaha ho anay;
 Renin'ny Tompo Andriamanitra, mivavaha ho anay;
 Ry Reninay tanora, mivavaha ho anay;

2 Virjiny be voninahitra, mivavaha ho anay;
 Nampiakarina an-danitra, mivavaha ho anay;
 Ry Reninay tanora, mivavaha ho anay;

3 Reny be hasoavana... Reny tsy azon'ny ota...

4 Vonjy ho anay kristianina... Mpanjakan'ny Apôstôly...

5 Kintana mpitari-dalana... ry Reny mpanoro hevitra...

6 Virjiny be fahendrena... Ankizivavin'ny Tompo...

7 Amin'ny andro hahafatesanay... Reny mpamoha ny lanitra...

Nampiditra Belle
Sokajy Masina Maria
Fihirana Hasina p. 614
Fihirana Vaovao p. 271
Vavaka sy Hira p. 602
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0234