Mihirà sy mankalazà

Mihirà sy mankalazà!                              (indroa)
Ny ataon'i Maria amintsika.                     (indroa)
Mihirà (intelo) sy mankalazà.                  (indroa)
Derao, deraontsika ny fon'ny Renintsika. (indroa)
Maria, Maria, mba raiso ny fonay.           (indroa)
 

Nampiditra Belle
Sokajy Masina Maria
Fihirana Hasina p. 598
Vavaka sy Hira p. 575
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0207