Mifalia, mifalia

Mifalia, mifalia,
Ry kristianina, ry kristianina,
Mifalia, mifalia
Amin'ny andron'i Jesoa. (indroa)
 
Izy miseho amintsika
Sy mamaky ny Nosintsika;
Tolory haja sy voninahitra,
 
Ilay nahary izao tontolo izao,
Ataovy mafy 'zay hira tsara.
Alao, alao ny fonay, ry Jesoa.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Jesoa Kristy - Noely
Fihirana Hasina p. 594
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094