Izahay sy ny Anjely

1 Izahay sy ny Anjely
 Midera anao, Reninay,
 Amin'izay hira tsara
 Vitan'ny fahaizanay.
 
2 Ny hamamin'ny tantely
 Tsy tahaka an'i Maria
 Na ny hazavan'ny lanitra
 Tsy mitovy aminy.
 
Miangòna, ry sakaiza,
Hankalaza an'i Maria,
Sy hidera sy hilaza
Ny nataony tamintsika.

 

Nampiditra Belle
Sokajy Masina Maria
Fihirana Hasina p. 538
Vavaka sy Hira p. 579
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091