I Maria Reniko malala

I Maria Reniko malala
No nomeko ny foko. (intelo)
 
1 Andro aman'alina ny tany
 Mankalaza anao, Maria.
 
2 Mba herezo mafy ny foko,
 Tsy hisaraka aminao.
 
3 Tsy mba misy soa mitovy
 Amin'ny hamamianao.
 
4 Raha maty aho, akaro
 An-tanàna onenanao.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Masina Maria
Fihirana Hasina p. 501
Vavaka sy Hira p. 592
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102