Hanatona hidera anao

Hanatona hidera anao an-tranonao, Ray ô,
Hihira sy hivavaka hifaly hankalaza anao, Ray ô.
 
Ny endrikao, Ray ô,                    )
Tena soa tokoa                           ) (indroa)
Kanto sy mamiratra mahavariana )
 
Andao, andao, ry namako ô
Andao koa ianao
Hiroso an-kafaliana (intelo). Amen.
 
Hanatona hidera anao, hanatona hidera anao:
An-tranonay ry Ray, ô an-tranonay, ry Ray ô.
 
Hihira sy hivavaka,                 )
Hifaly hankalaza anao, Ray ô: ) (indroa)
Ny endrikao, Ray ô...              )

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 475
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0694