Andriamanitra ô, lanao

1. Andriamanitra ô (bis)
Ianao no hany tiako 
Anjara lovako (bis)
     2. Andro aman'alina aho, (bis) 
     Mivetsovetso Anao,
     Fa te-hahita Anao (bis)
3. Ny faniriako (bis) 
Hanao ny sitrakao,
Ho tia ny namako (bis) 
     4. Anao irery ihany (bis) 
     Ny foko sy ny saiko, 
     Ny Andro iainako (bis)
5. Tsy ny sitra-poko loatra, (bis) 
No diso taminao:
Osa ny nofoko (bis)
     6. Matoky hatrany aho, (bis) 
     Ny fialofako
     Ny fon'ny Zanakao (bís) 
Nampiditra hery
Vavaka sy Hira p. 466
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0223