Hira henoina

Lohahevitra : Fanontaniana manitikitika
Fitohizan'ny hafatra : Miarahaba daholo indray e, Mba mangataka ilay hira...
Valiny : 0
Pejy: Voalohany  < 3 4 5 6 7 > 
ketaka_vakana - 23/02/2016 11:57
Miarahaba daholo indray e,
Mba mangataka ilay hira : "narotsako tao am-pony" mba alefa eto ho henoina.
Mankasitraka indrindra e !
Valio | Miverina eny ambony
admin - 23/02/2016 13:08
https://soundcloud.com/heriniaina/ankalazao-nanjavona-ireo-olonkendry

ketaka_vakana
Miarahaba daholo indray e,
Mba mangataka ilay hira : "narotsako tao am-pony" mba alefa eto ho henoina.
Mankasitraka indrindra e !
Valio | Miverina eny ambony
ketaka_vakana - 24/02/2016 07:29
Mankasitraka indrindra amin'ilay hira "Nanjavona ny olon-kendry".

Mirary soa ho antsika rehetra e !
Valio | Miverina eny ambony
ketaka_vakana - 24/02/2016 07:30
Mankasitraka indrindra amin'ilay hira "Nanjavona ny olon-kendry".

Mirary soa ho antsika rehetra e !
Valio | Miverina eny ambony
Sheima - 16/05/2016 14:51
Slm o.mitady anty hira ty aho fa ohatry ny tsy hitako ato: "Ry Tomponay Mpanjakanay rehetra"

Mankasitraka sahady
Valio | Miverina eny ambony
Sheima - 16/05/2016 14:51
Slm o.mitady anty hira ty aho fa ohatry ny tsy hitako ato: "Ry Tomponay Mpanjakanay rehetra"

Mankasitraka sahady
Valio | Miverina eny ambony
harisnat - 19/05/2016 13:14
Miarahaba antsika rehetra! mety mba afaka alefa ato ve azafady indry le hira an'ny Ankalazao ny Tompo hoe " Efa niharihary tamintsika ny idrafon'Andriamanitra"?
Mankasitraka indrindra tompoko ô!
Valio | Miverina eny ambony
harisnat - 19/05/2016 13:15
Miarahaba tompoko mety mba afaka henoina eto ve azafady ilay hira hoe "efa niharihary tamintsika ny indrafon'Andriamanintra"
Valio | Miverina eny ambony
augustndro - 30/05/2016 12:50
Bonjour
Betsaka ny hira tsy haiko ireny hira taloha ireny mahita olona efa lehibe aho afaka manao ilay hira fa saingy tsy misy fandraisampeo sao misy vahaolana any aminao ny tena olona tsy manana partition ireo olona fa hirainy araka ny fitadidiany azy
Valio | Miverina eny ambony
augustndro - 30/05/2016 12:51

augustndro - 30/05/2016 12:53
Bonjour
Betsaka ny hira tsy haiko ireny hira taloha ireny mahita olona efa lehibe aho afaka manao ilay hira fa saingy tsy misy fandraisampeo sao misy vahaolana any aminao ny tena olona tsy manana partition ireo olona fa hirainy araka ny fitadidiany azy
Valio | Miverina eny ambony
tovoremi - 08/11/2016 10:48
Misy hira tiako ho telechargena ato fa tsaiko ny maka azy fa sao mba misy mahay azafady
Valio | Miverina eny ambony
LantoAgnesMarie - 20/11/2016 06:10
bonjour, misy hira efa elaela ihany ilay hira fa fahenoko ao @ rdb tsy haiko ny lohateny sy ny chorale mihira azy fa misy hoe: hivavaka ho anao aho satria tsy mba manana omena... mba mangataka avoaka eto raha toa ka misy manana amintsika e! misaotra tompoko.
Valio | Miverina eny ambony
LantoAgnesMarie - 20/11/2016 11:49
bonjour daholo, iza kay no mahalala ty hira ty, tsy fantatro ny lohateny sy ny chorale fa misy hoe: mivavaka ho anao aho satria tsy mba manana omena. alefao eto raha azo atao e! dia misaotra @ fanampiana e!
Valio | Miverina eny ambony
august - 23/11/2016 07:00
Salama tsara eh
Mety misy manana hira katolika version PDF?
Valio | Miverina eny ambony
jfidindrainy540 - 30/11/2016 09:01

kalaketaka
Misy hira vitsivitsy mba angatahina ho atao eto raha azo atao :
- Lavo Ilay Andrarezina
- misy hira izay koa natao tamin'ny SORONA MASINA FISAORANA AN'ANDRIAMANITRA SY FANAOVAM-BELOMA FARANY an'i Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA, teny andohalo izy io no nataon'ny ankalazao raha tsy diso aho, misy hoe "raha fantatrao manko ny fanomezan'ny Andriamanitrao, ô ô, (raha fantantrao ô) dia hoy ianao hoe mangetaheta, mangetaheta ny fiainan'ny Tompo.
- "Halalino ny finoana, hamafiso ny fanantenana, fitiavana ranovelona hosotroin'izay mangetaheta, hanetseka mandrakizay, ilay fo hatrany amparany any". Tsy haiko koa ny titre an'io hira io, fa mandeha amin'ny radio Don Bosco foana izy io indrindra rehefa antomotra ny Paka.

- izaho mino an'andriamanitra, zanahary mahefa ny raha jiaby...
Mankasitraka indrindra e.

Valio | Miverina eny ambony
masera - 03/02/2017 13:37
Miarahaba anareo mpandrindra, Dia misaotra anareo aminin'ny fiezahana manome fahafahampo ny tsirairay. Azafady
mba te haka ireo hira henoina ireo amin'ny CD MP3 aho fa tsy tafavoaka. Inona kay no mety hatao? Ahoana ny fomba atao mba hakana azy? Misaotra mialoha.

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0178 s.] - Hanohana anay