Miarahaba tompoko
Misy hira fisaorana izay natao t@ alahady teo tiko be nefa tsy haiko ny lohateny sady tsy misy ao anaty Hasina le izy, ny tonony fotsiny no misy tadidididiko kely ka mba mila fanampiana amin'izay mahafantatra ilay hira tompoko azafady :
misy an'ireto ilay tonony : (sombiny iany reo fa miala tsiny) :
... ampio izahay, hahay hankasitraka...
&
....voninahitra anie,
dera ho anao....
sy hoe
.... narovanao, satria zandrinao...
Miala tsiny mialoha fa tena tiko le izy nefa tsy tadidiko loatra, dia misaotra mialoha amin'izay manampy.
Misaotra indrindra tompoko |