Salama daholo! Raha toa ka tsy Google chrome no ampiasainao, fa ohatra hoe Firefox na navigateur hafa dia tsy mety henoina en ligne ireo hira ireo? Raha ny fomba hitelecharger-na azy indry dia mila mampiasa utilitaire de téléchargement oty ny Internet Download Manager ianao.
Ilay hira "Raha fantatrao manko ny fanomezan'Andriamanitrao" tadiavinao io dia efa navoakan'ny OnjanDrafitra Antoko Mpihira Mahamasina tao anatin'ilay rakikira mitondra io lohateny io ihany tamin'ny taona 2009. "Fa tsy hoe" no lohateniny ao anatin'io rakikira io. Tsy ahitanao an'io rakikira io intsony anefa na "librairie St Paul" na "librairie catholique" fa efa lany ny tahirindry zareo fa raha maniry ny hividy izany ianao dia afaka manafatra ao amin'ny pejy facebookn'ny OnjanDrafitra Antoko Mpihira https://www.facebook.com/OnjanDrafitraAntokoMpihira
Faly miarahaba antsika rehetra.
voalohany: Ono oa, otrany nisy an-lé hiran'i père Hilarion: "ambinin'Andriamanitra" iny tato dé otrany tsy hitako tsony"
faharoa: tsy mba mety téléchargena nga lé hira
fahatelo: midera sy mankasitraka ny asa ataon'ny mpandrindra ity blog ty é, mba velombelona fona ny finoana na dia efa ato ampiasana ary!