Hira henoina

Lohahevitra : Fanontaniana manitikitika
Fitohizan'ny hafatra : Miarahaba anareo mpandrindra, Dia misaotra anareo...
Valiny : 0
Pejy: Voalohany  < 4 5 6 7 > 
masera - 03/02/2017 13:37
Miarahaba anareo mpandrindra, Dia misaotra anareo aminin'ny fiezahana manome fahafahampo ny tsirairay. Azafady
mba te haka ireo hira henoina ireo amin'ny CD MP3 aho fa tsy tafavoaka. Inona kay no mety hatao? Ahoana ny fomba atao mba hakana azy? Misaotra mialoha.
Valio | Miverina eny ambony

masera - 03/02/2017 13:38

nantenaina3 - 24/02/2017 17:43
Salama daholo nareo,
Hery an, raha mba manana hira ka te-ampidirina eto dia inona no atao?
Misy hira maromaro ihany manko aty, version mp3, fa azo ovaina ko kay mo e version ka.
Misaotra e
Valio | Miverina eny ambony
benhuile - 06/03/2017 13:42
mba mangataka an'ilay hira alefan'i RDB ilay choral classique reny zafady ! misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
Jech - 09/03/2017 01:25
aiinah

Abraham
Faly miarahaba,

Misy ira izay efa somary ela ela hiany no nahenoana azy tao amin'ny Don Bosco. Hiran'i Masina Maria ka sahala amin'izao ny toniny: "Ry Maria ô, satria tiako ianao, ka te hihira aho [...] Mamy ato am-poko..."

Ref: Ry Maria Satria tiako ianao, Ka te hihira aho....

Mahafinaritra be ilay hira sao mba afaka atao en ligne?

Mankasitraka indrindra

Tsy fantatrao ve hoe, inona no lohatenin'Ilay hira, dia ezahako tadiavina. Maro ny hira alefan'ny Radio Don Bosco no tsy hain'ny maro amintsika.
Valio | Miverina eny ambony
Jech - 09/03/2017 01:29

Hira Mb Terezy Jesoa zazakely io :Choral miarinarivo
Valio | Miverina eny ambony
Jech - 09/03/2017 01:40
Mba ampidiro azafady le Hira : E ia e Ankohonan'Atra isika e ia fa tenay mba tianay ho hay.Misaotra amin'ny ezakareo fa mahafinaritra é
Valio | Miverina eny ambony
sssstk94 - 01/04/2017 13:48
salam e afaka telechargena ve le hira azafady?
Valio | Miverina eny ambony
ralambojonny - 25/04/2017 19:16
Ahoana ny fomba ahafahana maao téléchargement an'ilay hira hoe: voninahitra ho anao ry andriamanitray o. Manolotra fisaorana ho antsika namana sahady tompoko.
Mirary soa
Valio | Miverina eny ambony
Raharyfidy - 31/05/2017 16:29
Salama Tompoko.
Misy ilay tira Anjelisy an-kira (Ny Anjely Gabriely miarahaba an'i Maria).
Sao mba azo atao en ligne, azafady?
Haiko ilay hira, fa ny vocale an'ilay chœur fandefan'ny RDB no tena mba tiako.
Misaotra Tompoko.

Raharyfidy - 31/05/2017 16:30
Salama Tompoko.
Misy ilay tira Anjelisy an-kira (Ny Anjely Gabriely miarahaba an'i Maria).
Sao mba azo atao en ligne, azafady?
Haiko ilay hira, fa ny vocale an'ilay chœur fandefan'ny RDB no tena mba tiako.
Misaotra Tompoko.
Valio | Miverina eny ambony
admin - 31/05/2017 19:07

nantenaina3
Salama daholo nareo,
Hery an, raha mba manana hira ka te-ampidirina eto dia inona no atao?
Misy hira maromaro ihany manko aty, version mp3, fa azo ovaina ko kay mo e version ka.
Misaotra e

Misaotra Nantenaina

Mba alefaso amiko azafady hery-at-serasera.org

Misaotra.
Valio | Miverina eny ambony
pit - 01/02/2018 12:42
nisy hira mpandeha t@ RDB izay taloha, mino aho fa ao amin'ny RDB no manana azy nefa na dia izany aza mba tiako ampidirinareo ato, tsy dia tadidiko ny tonony fa ny fanomboany ôtraôtran'izao ary misy mpiventy lehilahy lé hira

Ny aty, ny aty ihirao ho anao
ny aty, ny aty ankalaza ny anaranao
ny aty, ny aty...........
ny aty, ny aty ............

ankalaza ny anaranao, no masaka ato ampoko
ihira ny anarano.........

Valio | Miverina eny ambony
nintsievagio - 06/02/2018 07:19
Salama Tompoko,
Saody misy mahay ilay hira misy an 'izao ny tonony hoe: Raha mba fantatrao mantsy ny fanomezan' Andriamanitra dia ianao indray no angataka taminy ( ilay vehivavy matsaka iny)
hotrany Jean Paul Andriamanana angamba no mihira anazy falefan' ny Radio Don Bosco matetika ilay hira
Valio | Miverina eny ambony
Angelo_Ll - 08/03/2018 07:34
Sao mba misy manana ilay hira hoe:"In-dray mipi-maso sy mandalo vetivety. Izay no mba fiainanay ety. In-dray andro monja poa toa izay. Dia tsy hita intsony fa mihelina".

Hoatran'ny choral av any Arovonimamo no mihira azy rah ny fahafantarako azy.

Misaotra tompoko.
Valio | Miverina eny ambony
ketaka_vakana - 15/03/2018 06:43
Miarahaba,

Angelo_Ll, raha te hiaino ilay hira ianao dia midira amin'ity lien ity :
http://katolika.org/forum/message/m50ef6fd8357ca/100
"FA TSY HOE" no titre an'izy io.

Kalaketaka.
Valio | Miverina eny ambony
ketaka_vakana - 15/03/2018 06:48
Diso aho ry Angelo_LI fa ity ilay lien a :

http://katolika.org/hira-henoina

"FA TSY HOE" no titre.

Mirary soa.

Kalaketaka
Valio | Miverina eny ambony
Charoumeni - 23/03/2018 12:52
izaho ve no tsy mahay mihaino ilay hira sa ahoana fa toa tsy mety mandeha mihitsy? Manindry aho ohatra hoe "Aina sy vonjy" dia tsy mandeha mihitsy
Valio | Miverina eny ambony
Pejy: Voalohany  < 4 5 6 7 > 

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0189 s.] - Hanohana anay