Tompo ô, noraisinay ilay vavaka (Rainay)
Tompo ô, noraisinay ilay vavaka
'zay nampianarinao anay
Hanandratana ny Voninahitry ny Ray
‘zay any an-danitra any e (in-2)
'zay nampianarinao anay
Hanandratana ny Voninahitry ny Ray
‘zay any an-danitra any e (in-2)

