Ianao no mendrika hiankohofana (Salamo 46)
Ianao no mendrika hiankohofana
(Ianao) Ianao ô ry Jesoa Tompo
(Ianao) Ianao ‘lay niakatra any an-danitra (any an-danitra)
Satria Andriamanitra mahery (Mpanjaka ny tany)
Mpanjaka ny tany aman-danitra (Mpanjaka ny tany aman-danitra)
Mpanjaka ny tany aman-danitra Aleloia
1 – ô ry firenen-drehetra, mitehafa tanana e!
Ka hobio Andriamanitra amin’ny Hiram-pifalina;
Fa ny Tompo avo indrindrina,matahotra tokoa
‘Lay Mpanjaka lehibe, amy tany manontolo
Mampanaiky firenena,maro be ho resinay
‘Lay nanao ny vahoaka, eo ambany tongotrao
Izy koa aloha mifidy, izay lova ho anay
Rehareha ny Jakoba, olo-tiany sy malalany
2 – Fa miakatra Andriamanitra, Arahim-pihobiana
Fa miakatra ny Tompo, amim-peon’anjomara
Mihira ho an’Andriamanitra, eny ho aho mihira
Izy no mpanjakantsika, eny ho aho mihira
Andriamanitra mpanjaka; amy tany manontolo
Ka hataovy tsara rindra, feon-kira hataonareo
Andriamanitra manjaka,Amin’ny olona tsy mpino
Andriamanitra mipetraka amy seza fiandrihanany
3 – ‘Ndreo mivory ny mpifehy, ‘reo vahoaka maro be
Miaraka amin’ny Vahoakan’Andriamanitra Abrahama
Ireo mpiady eto an-tany, dia natao ho an’Andriamanitra
‘Lay voasandratra hitoetra,ao ambonin’ny tontolo
Koa misaora an’izy Ray, ‘lay Jesoa tafatsangana
Ka nasandrany hitoetra, eo an’ilany ho doria
Dia misaora an’izy mianaka,nandefa ny fanahiny
Manamasina ny mpino, mba hiombona aina ao aminy